Entrée |
misompatra
(sompatra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manao izay hahavoa ny sasany:
Misompatra namana Ibalita ka tsy misy tia azy ny namany Manimba zavatr' olona noho ny haratsian-toetra fotsiny izao:
Tsy tsara ny misompatra volin' olona [1.1]
|
Explications en anglais | To do wanton damage [1.7]
|
Explications en français | Saboter, détruire par vandalisme [1.8]
|
| Voir manompatra
[1.6]
|
Exemples |
1 | Fandidiana mantsy ny savatsy, mihatra aman'aina ka ilana fitandremana fatratra sao misy fahavoazana na misy misompatra amin'ny ody ratsy.
[2.606]
|
2 | Ny finoana no ahalalantsika kristianina fa misy ireo fanahy tsara sy fanahy ratsy atao hoe anjely sy demony: tena elanelan' ny tany sy ny lanitra izy ireo, fa tsy biby tsy olom-belona ary tsy Andriamanitra, fa ny anjely mitahy antsika ary ny demony misompatra antsika.
[2.296]
|
|
Morphologie |
Présent : |
misompatra |
Passé : |
nisompatra |
Futur : |
hisompatra |
Impératif : |
misompara |
|
Synonymes | |
|