| Entrée |
misolo
(solo)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manao ny asan' ny... mitana ny toeran' ny...: Rakoto no nisolo ny mpitantsoratra nanavy Manova: Mbola misolo akanjo izy Miova: Misolo matetika loatra ny dokotera eto amintsika [1.1]
|
| | To be a substitute for [1.7]
|
| | Remplacer [1.3$624, 1.8]
|
| | être remplacé, compensé [1.3]
|
| Exemples |
| 1 | Fantatr' ilay nanao anefa fa misolo toerana ilay nampiany izy na miara-voa aminy raha tratra.
[2.472]
|
| 2 | Raha misy tsy fahafahany dia ny lehiben' ny firaketan-draharahan' ny Fitsarana Fandravana no misolo azy.
[1.320]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
misolo |
| Passé : |
nisolo |
| Futur : |
hisolo |
| Impératif : |
misoloa |
|
|