Entrée | misokaka (sokàka (kaka)) | ||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||
Tsy miady tsara fa misokatra ny zorony: Tsy mahay mandrafitra mihitsy izay nanao ity latabatra ity; jereo fa misokaka ny zorony rehetra Mitanatana vava raha mahita zavatra mahavariana, kidaladala: Zazalahy misokaka lahy Ibalita kely ity ~ Misokaka izy rehefa mahita fiarakodia goaibe [1.1] | |||||||
Misokatra kely [1.13] | |||||||
Entrebâiller [1.13] | |||||||
Morphologie |
| ||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |