Entrée | misingotra (singotra) | ||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||
Explications en malgache | Voafatotra: Voafingan' ny fandrotrarana aho ka lavo, toy ny nisingotra iny ny tongotro Voarain' ny tadivavarana, voan' ny amparapaingo: Nisingotra ilay vorona ka tsy afaka nikopoka Sahirana mafy azon' ny: Misingotry ny volan' olona Rakoto [1.1] | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |