| Entrée | misiaka (siaka) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mamoaka feo kely mikiririoka avy amin' ny fanosehana ny rivotra amin' ny molotra sy ny nify; misioka: Heno misiaka ny bibilava Manao feon-kira amin' ny siaka: Mahay misiaka hira betsaka io zazalahy kely io Miantso amin' ny siaka: Misiaka alika [1.1] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|