| Entrée |
misaotra
(saotra)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mankasitraka noho ny soa nataon' ny hafa tamin' ny tena: Namonjy ahy tamin' ny loza izy ka nisaotra azy aho Mametraka tsy ho vady: Efa telo volana izay Rakoto no nisaotra an-dRasoa [1.1]
|
| | To thank; to bless; to divorce one's wife [1.7]
|
| | Remercier; bénir; divorcer de sa femme [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | Misaotra anareo roa lahy aho, fa nanao ala-nenina hianareo!
[2.324]
|
| 2 | Misaotra dia misaotra anao indrindra, ry Aly, hoy Ramanabeloma velon-tsiky sy fahamiramiranana.
[2.470]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
misaotra |
| Passé : |
nisaotra |
| Futur : |
hisaotra |
| Impératif : |
misaora |
|
|