| Entrée | misandrahaka (sandrahaka (rahaka)) | ||||||
| Partie du discours | adjectif | ||||||
| Mirantsandrantsana, misampantsampana: Tsy misandrahaka firy io hazo io [1.1] | |||||||
| Same as mirahaka | |||||||
| Rayonnant. [1.13] | |||||||
| Exemples | Toa fakan-kazo maina ireo lalan-drà lehibe sy kely misandrahaka amin' ny tenany.
[2.470] | ||||||
| Morphologie |
| ||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|