Entrée | misambotra (sambotra) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Manao izay hahazoana biby na vorona izay mandeha mafy, manidina, na mandositra; manenjika: Misambotra voangory ny ankizy rehefa hariva maizimbava vilany Maka na mandray olona nahavita heloka; mibeda: Tonga ny polisy dia nisambotra ilay olon-dratsy Mangataka vola na haninkohanina amin' olona, izay mbola haverina na hosoloana rehefa misy: Nisambotra valopolo tamiko Rakoto fa hadinony tany an-trano, hono, ny poketrany ~ Tonga teo Rasoa nisambo-bary fa rahariva, hono, hosoloany [1.1] | |||||||||
To capture; to borrow (when the thing borrowed is to be replaced, money) [1.7] | |||||||||
Faire prisonnier, capturer; emprunter (quand la chose sera remplacée, comme le riz ou l'argent) [1.8] | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/10/04 |
![]() |