| Entrée |
misakelika
(sakelika (helika))
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mitondra (zavatra) ao ambany helika: irỳ zazalahy misakelika boky irỳ ve zanakao? [1.1]
|
| | To carry under the arm. [1.2]
|
| | To carry under the arm; to escort a woman who holds one's arm [1.7]
|
| | Porter sous l'aisselle; escorter une femme en donnant le bras [1.8]
|
| Exemples | Mody misakelika entan-kely izy manao izany, moa va tsy tahiry sarobidy tokoa ka atahorany ho voadona na sakain' ny mpangarom-paosy.
[2.470]
|
| Morphologie |
| Présent : |
misakelika |
| Passé : |
nisakelika |
| Futur : |
hisakelika |
| Impératif : |
misakeleha |
|
|