| Entrée | misafay (safay) | ||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||
| ( manao alasafay no fampiasa matetika indrindra) Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! nisafay fotsiny ianao fa tsy tena namafa [1.1] | |||||||
| Morphologie |
| ||||||
| Synonymes | miala safay ~ manao alasafay | ||||||
| Mis à jour le 2023/01/05 |
|