| Entrée | mirindra (rindra) | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Milamina, milanto: Mirindra tsara ny fianarana eto aminay Mifanaraka: Mirindra tsara ny Mpampianatra sy ny Tale Miditra, miady tsara: Mirindra ny andahiny sy ny ambaviny amin' ity rafitra ity [1.1] | ||
| Mifanaraka tsara [1.13] | ||
| Harmonieux [1.13] | ||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|