| Entrée | miriadriatra (riadriatra (riatra)) | ||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||
| Mandeha na manao zavatra amin-katezerana arahim-pihetsika mitratrevatreva tsy misy fitsitsiana na dia kely aza: Asa izay nahazo azy fa niriadriatra erỳ izy nilaza izany tamiko [1.1] | |||||||
| Morphologie |
| ||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|