| Entrée | miretsidretsika (retsidretsika) | ||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||
| Mandre volivoly Mihahohaho be dia be mihetsiketsika: Miretsidretsika ny olitra ao anatin' ity voasary ity (valiha) Maneno mahafinaritra: Misy valiha henoko miretsidretsika vao maraina [1.1] | |||||||
| Morphologie |
| ||||||
| Synonymes | miretsika | ||||||
| Mis à jour le 2023/01/05 |
|