| Entrée | mirebareba (rebareba) | |
| Partie du discours | verbe actif ou adjectif | |
| Mitaritarika amin' ny tany: Tianao ve ny akanjo mirebareba Mitondra akanjo lava mitaritarika: Nisy olona mirebareba nitady anao tao [1.1] | ||
| Exemples | Manaiky azy tsara I Mavolahy, ombin-tsarety nahazoan-drainy aretina ary tena tambanivohi-dahy tokoa amin' izato lamba asampim-bozona tsy tiana ialana, ny malabary mirebareba toa mahalehibe azy sahady, ary ny satroka penjy be sofina mihofahofa.
[2.470] | |
| Entrée | mirebareba | |
| Partie du discours | verbe actif | |
| [Tanosy] Midedadeda [1.78] | ||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|