Entrée | mirantsana (rantsana) | |
Partie du discours | adjectif | |
Misy rantsana: Mirantsana fito ity fanaovanjiro ity [1.1] | ||
Growing out into branches [1.2] | ||
To be divided into several arms or branches; to be pruned [1.7] | ||
être divisé en plusieurs branches; avoir des branches; être élagué [1.8] | ||
être branchu, ramifié [1.196] | ||
Exemples | Ny Tahony dia malemy, mananika zavatra hafa, tsy mirantsana loatra, tsy misy volo, mamakitratra raahery ny hahavony.
[1.357] | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |