| Entrée | miraikitra (raikitra) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mipetaka, mifetaka: Tsy miraikitra tsara amin' ny valopy ny hajia Mifikitra: Aoka tsy hiraiki-po amin' ny zavatry ny tany [1.1] | |||||||||
| To adhere, to stick to, to cleave to. [1.2] | |||||||||
| To stick to something [1.7] | |||||||||
| Se coller, adhérer [1.8] | |||||||||
| Exemples | Ny akanjon' i Feno aza tantera-drano sy miraikitra amin' ny hodiny iny amin' ny lamosiny rehetra iny.
[2.472] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|