Entrée | mipololotra (pololotra) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Mivoaka be dia be na misesika betsaka: Injay manako moramora / toa ra mipololotra, / feo kely feno akora, / sady latsa mafy loatra (J.J. Rabearivelo) [1.1] | |||||||||
Exemples | Vilany nongo vao sy vilia bakoly fotsy no eo anoloany ary ratsan-kazo madinika maromaro mitsatoka an-jingakely no mipololotra midonan-tsetroka eo an-kaviany.
[2.470] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |