| Entrée | mipoitra (poitra) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Miseho avy any anaty zavatra, toy ny rano avy any anaty tany, ny hatsembohana avy ao anaty masonkoditra...: Misy rano mipoitra avy ato anatin' ity vato ity ~ Efa nipoitra ve ny bonibonin-janakao? Miposaka: Nipoitra avy tany atsinanana indrindra ny volana tamin' izay Miseho tampoka: Indro nipoitra avy tao anaty hady ilay mpangalatra (zavamaniry) Mitranga avy ao anaty tany: Efa nipoitra ny tsaramaso namboleko [1.1] | |||||||||
| Miseho Azo avy amin'ny ... [1.13] | |||||||||
| émerger Dériver de ... [1.13] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|