Entrée | mipoaka (poaka) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Mamoaka feo mafy tampoka mirefotra (vato, vanja, basy, tafondro): Nipoaka ny tafondro ka nihovotrovotra ny trano Vaky miparitaka tampoka: Nipoaha ny fitaratra voan' ny vato (masoandro na ny andro) Miposaka, na amin' ny maraina na rehefa avy nandalo tao anaty rahona: Efa mipoaka ny andro ka andeha hanahy ny vary Mivoaka miseho hita ety ivelany, mirofotra: Tsy mbola nipoaka ny kitrotron' ny zanany Miseho miharihary, vaky: Nipoaka ny tetiky ry zareo ka henatra foana no hitany Nipoako ny ady lehibe no teraka ny zandriko Misy bontsina miseho, miempaka: Nipoaka ny tanako tamin' ny asa angady omaly sy afakomaly Mihamahia: Nipoaka Rakoto hatramin' izay naharariany izay [1.1] | ||||||||
[Sihanaka] Miposaka (masoandro) [1.78] | |||||||||
Explications en anglais | To burst, to explode [1.7] | ||||||||
Explications en français | éclater, exploser [1.8] | ||||||||
Exploser [1.13] | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |