|
|
|
|

Entrée miontana (ontana)
Partie du discours verbe actif
 Mihendratra, mientana, taitra tampoka (ny fo): Niontana iray ihany ny fony noho ny tahotra. Mason-tanora mirangany anay / ka mifenifeny ny hahazo / Fon-jatovo miontana / ka miharana ny mba hotanana. (Rajaonah Tselatra) [1.1]
 To startle, to start up. [1.2]
 Tressaillir, être ému subitement: Miontana iray hiany ny foko (J'en suis tout ému) [1.3]
Morphologie 
Présent : miontana
Passé : niontana
Futur : hiontana

Mis à jour le 2023/01/20