| Entrée | miomby (omby) | ||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||
| Enti-milaza ny bibindandy miova ho soherina: hodidininy ny tenany ny kofehy notehiriziny tao an-kibony izay manjary akoran-dandy, dia mibonoka matory ao izy [1.1] | |||||||
| Vocabulaire | |||||||
| Exemples | dia biby velona ampihinanina aminy amberivatry, dia miomby ny biby, dia tonga landy;
[2.48] | ||||||
| Morphologie |
| ||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|