| Entrée |
mingodongodona
(ngodongodona (ngodona))
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mirohondrohona, maneno, manao tabataba mafy rehefa mamindra: Aza mingodongodona fa manaitra zaza [1.1]
|
| | To emit a hollow sound. [1.2]
|
| Exemples | Rehefa izany dia mandroso miditra ny madinidinika ka mingodongodona mafy sady mihira hoe: - "Varavaran' Andriambolamena : Telo fidirana toy ny akanjo, Mpandrafitra arivo toy ny fanantana.
[2.69]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mingodongodona |
| Passé : |
ningodongodona |
| Futur : |
hingodongodona |
|
| Synonymes | |
|