Entrée | miletaka (letaka) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Tsy mahazaka tena ka midaboka amin' izao: Miletaka ny tamboho Mipetrapetraka any an-tranon' olona: Miletaka foana any antranon' olona Ikoto [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |