Entrée | milentika (lentika) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Misitrika ao anaty rano, difotra ao anaty rano: Nidiran' ny rano ny lakana ka nilentika Lasa nidify any ambadiky ny faravodilanitra: Amin' ny enina izao no milentika ny masoandro Mihamifatratra, mihitsoka lalina ao anatin' ny faharatsiana, fahasahiranana, fahoriana: Milentika ao anatin' ny fahotanany olona sasany Miraikitra, voasokitra: Milentika ato am-poko ny teninao Mijanona ela be amin' ny toerana iray: Nahoana no nilentika tany an-tsena tany ise? [1.1] | |||||||||
To sink; to set (of the sun) [1.7] | |||||||||
S'enfoncer; couler; se coucher (en parlant du soleil) [1.8] | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |