| Entrée | milelaka (lelaka) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mampandalo ny lela eo ambony zavatra: Aza milela-tanana, ry Ikoto, fa tsy tsara Mandokadoka fatratra sady tsy mendrika mba hahazoan-tsitraka: Loza iny mpiasa iny raha hilelaka lehibe Mirehitra be ary mamoaka lelafo lava be toy ny lela mandrambotra izay azony: Efa niletakany lelafo vao tonga ny mpamonjy hain trano. [1.1] | |||||||||
| To lick with the tongue; to lap with the tongue [1.7] | |||||||||
| Lécher, laper [1.8] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/09/08 |
|