| Entrée | mikororoka (kororoka) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Manala ny voam-bary amin' ny bozaka na ny akofa ka toy izao no fanaovana izany: alaina ny vary dia araraka avy ambony ary dia entin' ny rivotra ny bozaka na ny akofa..., fa ny voam-bary kosa midina ka angonina amin' ny sahafa Manaratsy: Loza iny vehivavy iny raha hikororoka olona [1.1] | |||||||||
| To winnow grain in the wind [1.7] | |||||||||
| Vanner à la brise [1.8] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|