| Entrée | mikondendy (kondendy) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Misaritaka eo am-panaovana afo mahandro sakafo, eo ampikarakarana tokantrano: Efa vita akanjo ndeha hivavaka izao ve aho hikondendy hahandro vary ho azy indray [1.1] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Synonymes | mikondendina ~ mikorandendina | ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/05 |
|