| Entrée | mikoinkoina (koinkoina) | ||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||
| Mitaraina amin' ny tsy rariny na fampahoriana; mikafara; mimoimoy: Mikoinkoina ny vahoaka noho ny nataon' irea nitondra teo aloha [1.1] | |||||||
| Murmurer, gémir, se plaindre [1.3] | |||||||
| Morphologie |
| ||||||
| Mis à jour le 2023/01/22 |
|