| Entrée | mikiaka (kiaka) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Manao feo taitra mikarantsana mafy: Nikiaka tohana ilay feo dia tsy heno intsony [1.1] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Entrée | mikiaka (kiaka) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Misoritra, misy kiaka: Mikiaka ity fitaratra ity ka tsy tiako fa itsy no hovidiko [1.1] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/04/14 |
|