| Entrée | mikehana (kehana) | ||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||
| Mikohaka malemy misesisesy nefa tsy mahazo rehoka Mikohaka kely ho toy ny fandrarana olona tsy hanao zavatra: Ndeha hiteny aho, nony inona nikehana kely i Dada; azoko ny tiany holazaina ka dia nipetraka indray aho Miseho ho zavatra, mihambo: Loza raha hikehana iny tovolahy iny [1.1] | |||||||
| Morphologie |
| ||||||
| Mis à jour le 2023/01/05 |
|