| Entrée | mikaroka (karoka) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mitady fatratra: adiny telo aho nikaroka ilay vola very Mikiky: Misy totozy mikaroha ao anaty vata Mandinika ela sy mafy, mangaroka: Aza mikaroka zavatra lalina toy izany ianao [1.1] | |||||||||
| To scratch, to sound, to investigate, to look for [1.7] | |||||||||
| Fouiller, gratter, chercher; sonder, scruter [1.8] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|