| Entrée | mikaratsaka (karatsaka) | ||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||
| Mamoaka feo mitovy amin' ny an' ny biby mitsakatsaka any anaty ahitra: Misy mikaratsaka ao anaty hazo ao rahalina Mamoaka feo mikepokepoka toy ny ravi-maina voahitsaka, mikaraoka: Mikaratsaka ny ravinkazo maina raha voahitsaka [1.1] | |||||||
| Morphologie |
| ||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|