| Entrée | mikaika (kaika) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mitoloko, mitaraina [1.1] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Entrée | mikaika (kaika) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| [Tanala] Miantso: Tsy olon-kikaika ka tsy voron-kañono (tsy misy olona hiantso ka tsy misy vorona haneno) [1.78] | |||||||||
| Miantso: Aoka ianao hikaika mafy raha te ho reny [1.1] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Synonymes | mihaika | ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/05 |
|