| Entrée |
mikabary
(kabary)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manao kabary: Nikabary tamin' ny mponina tao Ampefy ny filohan' ny Nosy Milaza ampahibemaso: Omaly no nikabary ny fandoaoan-ketra ny tomponarivo Miteny, mibedibedy: Mandehana mandeha ianao fa aza mikabary ny zanako eo [1.1]
|
| | To deliver a public order, to proclaim, to pronounce, to announce, to speak in a public assembly on some public business [1.2]
|
| | To make a speech; to lead a palaver or discussion [1.7]
|
| | Prononcer un discours public, proclamer des lois, des ordres dans une assemblée publique, intenter un procès, réprimander [1.3]
|
| | Donner un discours; diriger ou prendre part à un palabre [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | Tsy misy mahazo midonana-poana, hoy izy isaky ny mamory olona mikabary.
[2.472]
|
| 2 | Raha mikabary ny andriana, raha mitantara ka misaotra, raha mivavaka, dia Rafandrana hiany no aloha.
[2.48]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
mikabary |
| Passé : |
nikabary |
| Futur : |
hikabary |
| Impératif : |
mikabaria |
|
|