| Entrée | mihelingelina (helingelina (helina)) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Miverimberina na mivezivezy eo amin' olona ka manahirana azy: Nihelingelina teo Isambilo ka tsy vitako ny asako Miseho vetivety miverimberina: Ela indray izay i Soa tsy nihelingelina taty; sao dia manavy àry izy? [1.1] | |||||||||
| To be restless, and thus cause annoyance. [1.2] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|