| Entrée |
mihatra
(hatra)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Tonga hatrany amin' ny...: Efa mihatra hatramin' ny rihana ambony ny afo Tongamipaka amin' ny: Mihatra amin' ny lehibe ny fitarainanao Mikasika, miantefa (amy): Mihatra aminareo mpianatra indrindra ny teniko Miantraika, mianjera: Mihatra amin' ny fianakaviana manontolo ny heloka vitan' ny olona iray ao anatiny [1.1]
|
| | To reach to, to come to. [1.2]
|
| | To happen to; to reach to [1.7]
|
| | Arriver à quelqu'un; s'appliquer à; atteindre [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | Tsy maintsy mihatra aminy izany.
[2.499]
|
| 2 | Fitsipika roa mbola tsy mihatra ireo ankehitriny.
[1.369]
|
| 3 | Nolazainy daholo ny zavatra rehetra nihatra taminy.
[2.324]
|
| 4 | Nony re tao an-tanàna ny nihatra taminay, dia tonga daholo ny havanay.
[2.472]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
mihatra |
| Passé : |
nihatra |
| Futur : |
hihatra |
| Impératif : |
mihara |
|
|
| Entrée |
mihatra
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | [Tanosy]
manasitrana
[1.78]
|
|