| Entrée | mihanjaka (hanjaka) | ||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||
| Tsy mitafy na miakanjo hanafina ny vatana, miboridana Jereo mitanjaka [1.1] | |||||||
| Exemples | Trano zozoro kely mitafo herana efa mila hianjera ilay izy, tany mihanjaka ny ao anatiny, ary ny varavarana, hazo boboka, raha donina mafimafy dia mihintsana.
[2.472] | ||||||
| Morphologie |
| ||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|