| Entrée | mihalontralona (halontralona) | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Mamirapiratra sady mivalombalona toa onjan-drano: Mahafinaritra ahy ity lamba ity fa toa mihalontralona izany amin' ny alina Mamiratra mipendrampendrana: Mihalontralona ny kintana eny ana habakabaka [1.1] | ||
| Bright, glittering, clear. Used of gold, silver, etc. [1.2] | ||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|