| Entrée | mifotitra (fotitra) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mitoetra hafahafa ka ny tokony ho ambony no lasa ambany: Matetika ity zaza ity no mifotitra rehefa matory eo am-pandriana Mivadika: Mahay mamaky boky mifotitra izy Mandry fady, miray amin' ny olom-pady, izany hoe olona tsy azo vadina fa havana akaiky dia akaiky [1.1] | |||||||||
| Inverted Incestuous Turning round as an enraged animal. [1.2] | |||||||||
| To be turned end for end, to be turned the wrong way [1.7] | |||||||||
| êre tourné en sens opposé, être tourné dans le mauvais sens [1.8] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|