| Entrée | mifositra (fositra) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mandoaka Mandilotra hazo iray eo ambonin' ny hazo iray hafa mba hahazoana afo [1.1] | |||||||||
| [Sihanaka] Milevina, misitrika anaty tany [1.78] | |||||||||
| To produce fire by friction. To enter anything, to hide in the earth, to become embedded, as locusts and chameleons in depositing their eggs, or as a serpent in the grass, etc. [1.2] | |||||||||
| Percer Faire tourner un bois dans un autre pour produire du feu Faire un trou dans la terre pour y déposer des oeufs, comme font les sauterelles: Mifositra ny fasika ny valala hanatodiza (Les sauterelles font un trou dans le sable pour y déposer leurs oeufs) [1.3] | |||||||||
| Exemples | Raha nisy nandalo tamin' izay fotoana izay, dia ho nahita lehilahy iray amin' ny mangiran-dratsy, mifositra amin' ny tany eo ambody hazo, misy basy marovava sy angady eo akaikiny, mitomany mifokofoko irery eo.
[2.472] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Entrée | mifositra (fositra) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Milozoka, mikezaka, mifofotra, milofo: Mifositra amin' ny asany io lehilahy io [1.1] | |||||||||
| To be continually engaged in business with another; to urge importunately. [1.2] | |||||||||
| S'appliquer avec ardeur: Mifositra amin' ny asany izy (Il s'applique avec ardeur à son travail) [1.3] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2022/09/12 |
|