Entrée | miforitra (foritra) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Milefitra: Miforitra ny volotara fa tsy tapaka Mivonkina: Aza miforitra rehefa mandry Miolikolika, mihoronkorona: Niforitra ilay renimanditra Milozoka, mifantsika, mikezaka: Miforitra amin' ny fianarana io zazalahy io ka tsy mahagaga raha mahomby Manaiky, mikoy: Notenenindrainy izy vao niforitra [1.1] | |||||||||
Folded, turned down. [1.2] | |||||||||
To be folded [1.7] | |||||||||
être plié [1.8] | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/10/04 |
![]() |