Entrée | mifitra (fitra) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Mamaoka ny loto amin' ny vavafivalanana rehefa avy nivoaka, amin' ny alalan' ny taratasy na vorodamba [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To wipe. [1.2] | ||||||||
Exemples | hifitra ny masony anankiroa, vaky ra sy nivonto daholo na molotra na voahia, na handrina, na takolaka.
[2.472] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2022/09/05 |
![]() |