Entrée | mifatratra (fatratra) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Mifanety be, mifanizina: Efa mifatratra ny tsaramaso ato fa aoka izay ~ Mifatratra ao amin' ny gara ao fotsiny ny olona fa mbola tsy tonga ny kalesin-dalamby [1.1] | |||||||||
Lying close, put close together. [1.2] | |||||||||
Exemples | Izany izy mifatratra anaty tatatra mihosona zezika maloto tsy reny fofona akory !...
[2.470] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2012/08/02 |
![]() |