| Entrée | mifaritra (faritra) | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Misy faritra, voafaritra: Tsy azony kasihinany tanintsika satria efa mifaritra mazava tsara Misy dian-javatra na famantarana mipetaka: Misy mifaritra boribory mainty eo amin' ny handriny [1.1] | ||
| Having a mark, having boundary lines. [1.2] | ||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|