| Entrée |
mifankahalala
(lala)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mifamaly ny fahalalana, ka ny iray mahalala ny iray, ity faharoa koa mahalala ilay voalohany: Mifankahalala tsara izaho sy Rakoto [1.1]
|
| Exemples |
| 1 | Izany tokoa no mahamamy ny fiaraha-monina amin' ny samy olombelona mifankahalala toetra sy mifankahazo am-po sy fanahy.
[2.470]
|
| 2 | asa na hihaona ka hifankahalala izy mirahavavy any ho any na tsia.
[2.472]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
mifankahalala |
| Passé : |
nifankahalala |
| Futur : |
hifankahalala |
|
|