Entrée |
mifanjana
(fanjana)
|
Partie du discours | verbe actif
|
| Tsy misy mety manao asa iray fa miandry ny sasany ka manilika aminy Tsy mety manao raha tsy kely noho ny an' ny hafa ny anjaran' ny tena [1.1]
|
| To urge one another to do a thing, to put off from one to another, to impose on others what each one shuns for himself. [1.2]
|
| To dispute about who is to do what [1.7]
|
| Se renvoyer le travail, la responsabilité [1.8]
|
Exemples | rehefa mifanjana, dia faharavana tanteraka no anjara.
[2.285]
|
Morphologie |
Présent : |
mifanjana |
Passé : |
nifanjana |
Futur : |
hifanjana |
|
|