|
|
|
|

Entrée mifanitsy (hitsy)
Partie du discours verbe actif
 Milahatra mahitsy: Tsy mifanitsy ireto andry telo ireto
Mifanandrify, mifanatrika: Rangahy lehibe izay no nifanitsy tamiko teo am-pisakafoana
Mifanaraka, sahaza: Mifanitsy amin' ny faniriako indrindra izany lazainao izany ~ Tsy mifanitsy aminy velively io asa io fa asa loatra ny nifidianany azy [1.1]
 Aligné [1.13]
Morphologie 
Présent : mifanitsy
Passé : nifanitsy
Futur : hifanitsy

Mis à jour le 2023/01/20