Entrée | mifanindry (tsindry) | ||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||
Enti-milaza zavatra roa ka ny iray eo ambonin' ny iray Enti-milaza zavatra roa tonga na mianjera amin' ny fotoana iray: Nifanindry tamin' ny fanadinanay ny nahaterahan' ny zanak' anabaviko [1.1] | |||||||
S'empiler, se chevaucher [1.13] | |||||||
Morphologie |
| ||||||
Synonymes | mifampitaingina ~ mifanongoa | ||||||
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |