| Entrée |
mifanaraka
(araka)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Tsara miaraka: Mifanaraka tsara ny akanjo sy ny lambanao Manapakevitra miaraka: Nifanaraka Rabe sy Rakoto fa hanokatra varotra Arakaraka ny, tahaka ny, mitovy amin' ny...: Tsy mifanaraka amin' ny teniny ny ataony [1.1]
|
| | To agree [1.7]
|
| | être d'accord, s'entendre [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | Itambarana indray kosa io ka ny lehibe sy ny zokiny indrindra mifanaraka hatrany, no manatsoboka ny sotrony ao an-dovia.
[2.470]
|
| 2 | Razanatsoa indray nampiantrano mpikarama vahiny nifanaraka taminy fa hamboly ny voanjony.
[2.472]
|
| 3 | Izay mahatsara azy, izay mifanaraka amy ny vintana:
[2.48]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
mifanaraka |
| Passé : |
nifanaraka |
| Futur : |
hifanaraka |
| Impératif : |
mifanaraha |
|
|