| Entrée |
mifanakaiky
(akaiky)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | être proche l'un de l'autre [1.5]
|
| Exemples |
| 1 | Fito lahy ny mpimasy, mifanakaiky toerana.
[2.472]
|
| 2 | Nifanakaiky loatra ny andro nanoratana azy ka tsy mahagaga akoly ny fitoviana toy izany.
[1.38]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
mifanakaiky |
| Passé : |
nifanakaiky |
| Futur : |
hifanakaiky |
|
|